COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Les locaux du nouveau marché de Behoririka.

Journal du 19 juillet 2021

  • 5%n’ireo kaominina ambanivohitra no mampiditra ny tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy ao anatin’ny paikadiny
  • Tsy afa-po amin’ny toerana nomena azy ireo ao anatin’ny tsena vaovao ao Behoririka ireo mpivarotra
  • Antsirabe : mamporisika ny tanora amin’ny fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana ny fiofanana azony
  • Eid Ul Adha tsy iasana anefa andraisan-karama : velom-pankasitrahana ireo mpino silamo

Studio Sifaka · 2021-07-19 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter