COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Andrea Piacquadio
La vente en ligne sera désormais une activité légale soumise au paiement d'impôts.

Journal du 11 août 2021

  • Mampitombo ny tombontsoa ara-toeraken’ny mponina ny fahavitan’ny lalana Analalava- Tsijomorana any amin’ny distrikan’Antsohihy
  • Misy endriny hafa fandoavan-ketra azo atao ho an’ireo mpivarotra amin’ny aterineto
  • Incubateur « Zafy Tody » : manampy ireo mpandraharaha malagasy manana tetikasa mifandray amin’ny teknolojia
  • Afaka manaramaso sy manao tombana akaiky ny fanatanterahina ny Velirano ireo olom-pirenena amin’ny alalan’ny rafibaiko Baroci

Studio Sifaka · 2021-08-11 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter