COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Jeunes Actifs pour le Développement Durable Madagascar - JADD/ YA4SD MADA
Atelier de gestion des ressources naturelles pour les femmes et les handicapés.

Journal du 20 aout 2021

- Manana anjara andraikitra amin’ny fitantanana ny harena voajanahary eny ifotony ny olona tra-pahasembanana

- Befandriana Avaratra - Mbola ambony ny Taha ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka.

- Tsy ny traikefa sy ny diplaoma ihany no jerena rehefa hanendry ministra iray ny filoham-pirenena

- Fiakaran’ny Talibans eo amin’ny fitondràna any Afghanistan : an’hetsiny ireo olona mitsoa-ponenana, matahotra ny amin’ny fihemoran’ny zony.

Studio Sifaka · 2021-08-20 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter