COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©FMF
Les Barea, prêts à faire face à l’équipe béninoise ce 2 septembre.

Journal du 01 septembre 2021

  • Mondial Qatar 2022 : mila miady ny laharana voalohany anaty vondrona ny Barean’i Madagasikara raha te ho tafiakatra
  • Fidiran’ny mpianatra taona 2021-2022 : efa zary tafiditra ao anatin’ny fiainana mahazatra ny mpianatra ny fepetra sakana amin’ny COVID sy ny fiantraikan’izany amin’ny fampianarana.
  • Iray volana iadiana amin’ny aretina Alzheimer : zava-dehibe ny fitiliana mialoha
  • Diaspora: zon’izy ireo ny mifidy saingy misy teboka maro tokony dinihina mialohan’ny fanatanterahana izany

Studio Sifaka · 2021-09-01 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter