COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Fédération Malgache du Football
Photo de famille des Barea de Madagascar dans le nouveau stade à Mahamasina, hier.

Journal du 2 septembre 2021

  • Lalao Barea VS Bénin : mbola tsy ao anatin’ny heriny tanteraka ireo mpilalao ka mety hisy fiantraikany amin’ny vokatra azo
  • Endrika kolikoly nahazo vahana indrindra nandritra ny hamehana ara-pahasalamana ny fampiasàna rohim-pihavanana ahazoana tombotsoa manokana
  • Mpianatra lalàna eny amin’ny anjerimanontolo : manana vina amin’ny hanatsarana ny fiainampirenena
  • Fizahan-tany ara-pahasalamana : tsena iray misokatra azon’i Madagasikara araraotina

Studio Sifaka · 2021-09-02 VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter