COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Le stade des Barea quelques instants avant le match.

Journal du 03 septembre 2021

  • Tetikasa Rary Aro : manofana sy manetsika tanora 750 hanampy isa ireo mpiaro ny zon’olombelona
  • Manampy amin’ny ady amin’ny Pesta ihany koa ny Fihetsika Fiarovana amin’ny Covid-19
  • Ilaina ny fanaovana tsindrona faharoa amin’ny vaksiny Janssen hanamafisana ny hery fiarovana entiny.
  • Barea : Tsy mbola manana traikefa mihabo manoloana faharesena amin’ny baolina kitra ny mpanohana malagasy

Studio Sifaka · 2021-09-03 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter