COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Gouvernorat Région Atsinanana
4.000 consultations effectuées par la caravane médicale hier à Vatomandry.

Journal des régions du 9 septembre 2021

    • Antsiranana : niakatra 23% ny taham-pahafahana Bakalorea ao an-toerana
    • Vatomandry : olona 4.000 mahery no nandray fitsaboana tamin’ny andro faharoa amin’ny dia be ara-pahasalamana tany Vatomandry omaly
    • Diana : haloan’ny fanjakana ny ampahany ny karaman’ny mpiasan’ny SECREN efa-bolana tsy voaloa nampitokona azy ireo
    • Toamasina : ho vitaina amin’ny farany volana oktobra ny fotodrafitrasa fiarovana ny morontsirak’i Toamasina

Studio Sifaka · 2021-09-09 VAOVAOM-PARITRA
  • Antsiranana : hausse de 23% du taux de réussite au Baccalauréat 2021
  • Vatomandry : plus de 4 000 personnes consultées au deuxième jour de la caravane médicale hier
  • Diana : l'Etat règlera une partie des salaires des employés non réglés s’élevant à 4 mois du SECREN
  • Toamasina : construction des infrastructures de protection côtière de Toamasina achevées en fin octobre
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter