COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Lemurbaby
Les années universitaires se superposent.

Journal du 10 septembre 2021

  • Vaksiny fanefitra amin’ny coronavirus : mbola vitsy ireo voafonja misitraka izany.
  • Tolotra omen’ny sehatry ny fampianarana ambony : tokony mamaly ny filan’ny firenena sy ny tanora.
  • Fifanindrian’ny kilasy telo anaty taom-pianarana iray.
  • Tetikasa PRODIJY na PROjet de Gouvernance DIgitale et de Gestion de l’Identité MalagasY : ho fanatsarana ny tolotra ataon’ny fanjakana.

Studio Sifaka · 2021-09-10 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter