COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Let’s Do it Madagascar
Les jeunes d’Antsirabe en pleine préparation de la World Cleanup Day.

Journal du 17 septembre 2021

- Tanora 300 hatramin’ny 800 isanandro no tonga manao fitsarana miaramila any Toamasina

- Vehivavy mpandraharaha malagasy miisa 17 no isan’ny voafantina tao anatin’ny fandaharan’asa WIA54 2021

- Niakatra ny isan’ny antso voarain’ny laharana maitso 147, mandray an-tanana ireo fitarainana momban’ny ny herisetra atao amin’ny ankizy nandritry ny fotoanan’ny hamehana ara-pahasalamana

- Olana ara-materialy no mampihisatra ny fiainana ny rafitra LMD ho an’ny anjerimanontolo miakina amin’ny fanjakana


Studio Sifaka · 2021-09-17 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter