COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

Début de la campagne de vaccination Janssen à Morombe ce jour.

Journal du 27 septembre 2021

  • Nanomboka androany ny fanaovana vaksiny miady amin’ny COVID-19 any Morombe
  • Manana hery fiarovana hiadiana amin’ny COVID-19 matanjaka kokoa ireo izay efa voa ka nanao vaksiny avy eo
  • Adidin’ny olom-boafidy sy ny olom-boatendry ny tamberin’andraikitra fa andraikitry ny olom-pirenena ny mitaky ny fanatanterahana azy
  • Extractivisme : fomba famokarana sy fampandrosoana ny toekarena mifototra amin’ny fitrandrahana ny harena voajanahary mihoatra amin’ny tokony ho izy

Studio Sifaka · 2021-09-27 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter