COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©trestletech
L'interruption volontaire de grossesse est interdite à Madagascar peu importe le motif.

Journal du 01 octobre 2021

  • Mbola tsy fantatra ny tena fotoana sy ny fomba hanaovana ny fanokafana ny sisin-tanin’i Madagasikara voatondro amin’ity volana ity
  • Mampiroborobo ny fanalan-jaza antsokosoko ny fanamelohana ny fanalan-jaza noho ny antony ara-pahasalamana, na an-tsitrapo eto Madagasikara
  • Bongolava : vehivavy sy tovovavy 50 voan’ny aretina mamany lava no handalo fandidiana amin’ity volana oktobra ity
  • Nitombo ny isan’ireo orinasa vaovao mpikambana ao amin’ny fivondronan’ny orinasan’ny Vakinakaratra (FIOVA)

Studio Sifaka · 2021-10-01 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter