COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Quelques jeunes diplômés intéressés par la lutte contre la corruption.

Journal du 8 octobre 2021

  • Fiarahamonim-pirenena CCOC : mitaky tatitra nampiasana ny volam-panjakana
  • Andro manerantany ho an’ny asa mendrika : mila hatsaraina ny tontolo misy ireo tantsaha
  • Manana andraikitra ny tanora indrindra ireo nahavita fianarana amin’ny ady atao amin’ny kolikoly eto Madagasikara
  • Vitsy ireo tanora liana amin’ny vaksiny hisorohana ny coronavirus ao Morondava

Studio Sifaka · 2021-10-08 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter