COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Les exploitations sexuelles des enfants en ligne sont de plus en plus nombreuses.

Journal du 18 octobre 2021

Ny antsasamanilan’ireo ankizy malagasy 1500 nanaovan’ny ECPAT France Madagascar fanadihadiana dia efa niharan’ny fanaranana ara-nofo sy fanararaotana mamoafady amin’ny aterineto avokoa

Azo sitranina ny homamiadan’ny nono raha hita aloha

Mandray andraikitra anatina fikambanana miaro ny tontolo andranomasina sy ny morontsiraka ny tanora any Morombe

Nahazo fampiofanana momba ny rariny ara-tontolo iainana ny tanora tao Ambanja

Studio Sifaka · 2021-10-18 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter