COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Quelques une des participants au premier prime du concours Miss et mister Teen Beauty Fashion 2021

Journal du 25 octobre 2021

  • Akon’ny fisokafan’ny sisin-tany : olona miorim-ponenana eto Madagasikara ny ankabeazan’ireo mpandeha tonga.
  • Salon de la robotique et des technologies : nisongadina ireo famoronana ho fanatsarana ny asan’ny tantsaha
  • Fanabeazana amin’ny maha olombanona no tanjona mandritra ny miss et mister Teen Beauty Fashion 
  • Fanabeazana mampiaty : ankizy sy tanora maherin’ny 1 200 no ho ampidirina an-tsekoly, mampianatra 480 sy mpiandraikitra sekoly 60 no ho ampiofanina hatramin’ny 2023
  • Fiantraikan’ny rotsak’orana teo Analakely

Studio Sifaka · 2021-10-25 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter