COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Jackmac34
Madagascar participera au championnat d’Afrique de pétanque.

Journal du 2 novembre 2021


  • Hamafisina ny asan’ny ivon-toerana miady amin’ny kere any atsimo raha amin’izao fotoanan’ny maitso ahitra izao
  • COP26 : mila 100 tapitrisa dolara ny firenena malagasy ho fampitaovana tokantrano 5 tapitrisa, amina angovo azy amin’ny bioethanol
  • Tetikasa fiompiana trondro any Bongolava : mampivelatra ny sehatrasa ataon’ny tanora
  • Anisan’ireo firenena 22 hiady ny amboara amin’ny tompondakan’ny Afrika amin’ny lalao tsipy kanetibe I Madagasikara

Studio Sifaka · 2021-11-02 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter