COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Mariagrazia Innecco
Les glaciers du Kilimandjaro risquent de disparaître en 2040.

Journal du 3 novembre 2021

- Tsy maintsy miandry ny fatrana Covishield manaraka ireo izay tsy nahavita ny fatra faharoa teo

- Vohémar : nomena fitsangatsangana tao Nosy Ankao  ireo  mpianatra mendrika tao amin'ny kaominina Daraina

- Hametraka paikady hiadiana amin’ny fampanambadiana aloha loatra ny ankizy ny tetikasa CVFF

- Ahiana hitsonika tanteraka ny vaingan-dranomandry any Afrika atsinanana amin'ny taona 2040


Studio Sifaka · 2021-11-03 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter