COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Fédération Sport Boules Malagasy
Lors de la finale de la coupe des nations au Burkina Faso, le 07 novembre 2021.

Journal du 8 novembre 2021

  • Latsaky ny 2%n’ny tokantrano malagasy no mampiasa fatana mandeha amin’ny herinaratra sy fatana gaz ary ny angovo hafa
  • “Festival de l’écologie” : hetsika momba ny haintontolo iainana nandraisan’ireo fikambanana tanora anjara amin’ny ady amin’ny rariny ara-tontolo iainana
  • Mampitombo ny fidirambolan’ny mpivarotra manakaiky sekoly ny fidiran’ny mpianatra 
  • Tsipy Kanetibe: nandrombaka ny « Coupe des nations » ny malagasy rehefa tsy tafiakatra tamin’ny ampahefa-dalan’ny Championnat d’Afrique

Studio Sifaka · 2021-11-08 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter