COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Ronstik
Plusieurs alternatives au vaccin contre la COVID-19, sous sa forme traditionnelle, est en cours de développement.

Journal du 16 novembre 2021

  • Ny fitandreman’ny rehetra no hahafahana misoroka ny andiany fahatelo amin’ny COVID-19
  • Manamora ny fitahirizana sy ny fanapariahana ny vaksiny iadiana amin’ny coronavirus ireo vaksiny amin’ny endriny vaovao
  • Fihaonam-ben’ny mpandraharaha: nandroso vahaolana mikasika ny fako voaodina eny amin’ny fokontany ireo tanora mpianatra sy mpandraharaha
  • Fambolen-kazo any Andramasina no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny ankizy eto Madagasikara
  • Hirotsaka an-kianja hiaro ny ala ny mpianatry ny lisea

Studio Sifaka · 2021-11-16 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter