COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Myriams-Fotos
Un enfant a le droit de vivre dans un environnement sain, loin de toute maladie.

Journal du 17 novembre 2021

  • Azo atao tsara ny mitoroka ny mpitandro filaminana manao hadisoana
  • Tsy maintsy manao fitiliana valanaretina COVID-19 amin’ny alalan’ny TDR ireo mpandeha amin’ny fiaramanidin’ny Tsaradia
  • Manitsakitsaka ny zon’ny zaza ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro
  • Mety hanafaingana ny fisehoan’ny diabeta eo amin’ny tanora ny fisotroana zava-pisotro mamy misy gazy
  • Nampahafantarina ny tanora ireo fombantany sy kolontsaina nentimpaharazana mampiavaka an’I Ambanja

Studio Sifaka · 2021-11-17 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter