COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

La filière lait n'intéresse pas les jeunes.

Journal du 23 novembre 2021

  • Nodinihana teny amin’ny Antenimierampirenena androany 23 novambra ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2022.
  • Covid-19 : betsaka kokoa ireo olona vita vaksiny no miditra hopitaly any Frantsa raha oharina amin’ireo olona tsy vita vaksiny.
  • Nahazo fiaramanidina kely baikona an-davitra na drones ampiasaina amin’ny fambolena zanakazo sy ala honko ny ministeran’ny tontolo ianana sy fandrosoana lovainjafy.
  • Mbola vitsy  ireo tanora misafidy ny seha-pihariana ronono

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter