COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Geralt
Le 1er décembre est la journée mondiale de la lutte contre le SIDA.

Journal du 1er décembre 2021

  • SIDA : ahitana azy be indrindra ny sehatry ny fivarotan-tena
  • Tsy mbola misy vaksiny mahomby miady amin’ny tsimokaretina VIH saingy afaka manampy amin’izany ny teknolojia ampiasana amin’ny COVID-19
  • Mitohy hatramin’ny sabotsy ny fifidianana ireo Parlement des Jeunes any amin’ny faritra
  • Nolanina teo anivon’ny antenimieran-doholona ny « loi de règlement » ho an’ny taona 2018

Studio Sifaka · 2021-12-01 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter