COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Confédération africaine de football (CAF)
La Coupe d’Afrique des Nations 2021 est accueillie par le stade Olembé à Yaoundé au Cameroun.

Journal du 10 janvier 2022

  • Manohy ny fampianarana ampitaina ny sekoly tsy miankina sasany eto andrenivohitra.
  • Toetry ny andro : Kely ny rotsak’orana any amin’ny tapany Atsimo i Madagasikara raha efa mihoatra amin’ny fatra tokony ho izy any amin’ny tapany Avaratra.
  • Manao dingana mba hizorana makany amin’ny ara-dalàna ireo mpitatitra amin’ny bisikileta.
  • CAN 2021: nanomboka omaly ny fiadiana ny amboara Afrikanina amin’ny baolina kitra atao any Cameroun mandritra ny efatra herinandro.

Studio Sifaka · 2022-01-10 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter