COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Antananarivo est sous l'eau.

Journal du 18 janvier 2022

  • Teratany vahiny nanao heloka teto Madagasikara : ny tribonaly malagasy no fahefana voalohany mitsara izany.
  • Dibo-drano ireo faritra iva teto Antananarivo tao aorian'ny oram-be omaly.
  • Ny 95 isan-jaton'ny faridranomasin'i Madagasikara no mbola azo trandrahina.
  • Fiakaran'ny vidin'ny connexion : ny fandaniana no ahena fa tsy afaka mampiakatra ny tetibola efa voatokana intsony ny mpanjifa.

Studio Sifaka · 2022-01-18 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter