COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Ministère de la Population
Les déplacés à Mahamasina : de jeunes enfants sont victimes de toux et de diarrhées dues à des contacts excessifs.

Journal du 20 janvier 2022

  • BNGRC : Miara miasa amin’ny sampan-draharaha ny ministera voakasika.
  • Tra-boina eny Mahamasina : lasibatry ny kohoka sy ny aretim-pivalanana ny zaza madinika noho ny fifampitakosonana be loatra.
  • Antsohihy : Tsy voahaja ireo fepetra sakana amin’ny valan’aretina Covid 19 eny anivon’ny sekoly.
  • Fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana na Refonte mba hisian’ny fangaraharana amin’ny fifidianana ny taona 2023.

Studio Sifaka · 2022-01-20 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter