COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Il existe des lois régissant les publications sur Facebook.

Le journal du 31 janvier 2022

  • Fahatapahan-jiro : ahitana fahatarana ny fanomezana ireo taratasy eny anivon’ny firaisana.
  • OBS Mada : nahazo traikefa momban’ny haitarika sy haitaky ireo tanora tany Fianarantsoa.
  • Tafiditra anaty lalàna mifehy ny serasera ny famoahan-kevitra hitan’ny daholobe amin’ny Facebook.
  • Asa fanaovan-gazety amin’ny tranokala : misy fenitra tokony hajaina.

Studio Sifaka · 2022 - 01 - 31 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter