- Mitentina 360.000 dollara ny fanampiana ho an’ireo traboina eto Antananarivo.
- Solotena ara-diplomatika : miaro ny tombon-tsoan’ny firenena nihaviany sy ireo mpila ravinahitra any an-toerana.
- Niakatra ny fanjifana ireo fitaovana famokarana angovo avy amin’ny masoandro sy ny groupe électrogène.
- Ny fahalalan’ny tanora ny fiainam-pananahany : fomba toy ny ahoana no hampitàna azy.
©Studio Sifaka







