COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©UN Madagascar
Les détenus de la maison centrale de Mananjary, attendant l’organisation pour la réhabilitation du bâtiment.

Le journal du 09 février 2022

  • Rivodoza Batsirai : efitrano tokana no hitoeran’ireo lehilahy voafonja miisa 382 ao Mananjary.
  • Toliara : mbola tsy mivaha ny olan’ny fahatapahan-jiro.
  • BAREA : andalam-pitadiavana mpanazatra amin’ny sehatra iraisam-pirenena hiatrehana ny fifanintsanan’ny CAN 2023.
  • Tsy maintsy atao vaksiny fanefitry ny Covid 19 ireo mpilalao rugby Malagasy hiatrika lalao any ivelany.

Studio Sifaka · 2022 - 02 - 09 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter