- Feno 47 taona androany 11 febroary ny namonoana ny Colonel Richard Ratsimandrava.
- Taolagnaro: nahazo fampiofanana mandrafitra tetikasam-piaraha-monina ny tanora.
- Paxlovid : fanafody novokarin’ny labotaroira Pfizer mitsabo ny Covid-19.
- OMDA : nanararaotra naneho ny lesoka sy soso-kevitra fanatsarana azy ny mpanankato taorian’ny nanalana ny tale teo aloha.
©Studio Sifaka







