COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©padrinan
25 février, journée mondiale contre le cancer.

Le journal du 25 février 2022

  • Andro maneran-tany ho an’ny homamiadana : ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza no tena betsaka indrindra eto amintsika.
  • Ny 79 isan-jaton’ny fitarainana voarain’ny Transparency International Madagascar dia resaka fananan-tany avokoa.
  • Fandikandalana amin'ny fitateram-bahoaka : azo anasaziana ihany koa ny fitsipika misy ao anatin’ny koperativa.
  • Ady ao Ukraine sy Rosia : ny fahitan’ireo olom-pirenena azy.

Studio Sifaka · 2022 - 02 - 25 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter