COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Ministère de la santé publique
La sensibilisation autour du vaccin Covid continue.

Le journal du 28 février 2022

  • Fitiliana Covid19 : Tsy tafiditra anaty antontan’isa ireo fitiliana izay vidiana eny amin’ny toeram-pivarotam-panafody.
    Misokatra ny fifaninanana mamorona rafibaiko manampy amin’ny fitantanana sy ny fanafainganana ny fanaovana vaksiny miaro amin’ny COVID-19.
    Fisokafan’ny sisin-tany : ny volana jona vao heverina ho avy maro ny mpizahantany.
    Malagasy monina any Ukraine : mandray an-tanana azy ireo ny fanjakana.

Studio Sifaka · 2022 - 02 - 28 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter