COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©MAEP
Le vary safiotra peut donner un rendement jusqu’à 11t/ha.

Le journal du 1er mars 2022

  • Ireo manao vaksiny fatra fanampiny no betsaka tonga eo amin’ny « vaccinomobile » Ambohijatovo.
  • Hatramin’ny taom-pambolena 2021 farany teo dia miisa 20 000 ny tantsaha mamokatra ny vary safiotra, amina velarantany 12 000 hektara.
  • Mampitombo ny fahatokisan-tena ny fanaovana compliment na fankasitrahana olona iray amin’ny zavatra tsara ananany na eny aminy.
  • Tontolon’ny tefibika na Design : mbola malalaka ny tsena ho an’i Madagasikara sy Afrika.

Studio Sifaka · 2022-03-01 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter