COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Ministère de la Santé Publique
Madagascar dispose des quatre vaccins de COVID-19 : Janssen, Sinopharm, AstraZennecca et Pfizer.

Le journal du 11 mars 2022

  • Tsy misy ahiana ny famatsiana vaksiny eto Madagasikara ary mbola manana ny ampy isika amin’izao fotoana.
  • Nahatratra iray alina mahery ireo mpifidy nanoratra anarana tao anatin’ny lisim-pifidianana ho an’ny Toamasina, araka ny tatitra nomen’ny CENI.
  • Atsimo Andrefana : mamporisika ny zanany hanao fandrindram-piterahana ny ray aman-dreny mba hialàna amin’ny vohoka tsy niriana.
  • Ny olana sendrain’ireo mpianatra Malagasy any Rosia.

Studio Sifaka · 2022-03-11 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter