COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Team Edison
: La Team Edison participera à la Coupe de Madagascar de Robotique 2022.

Le journal du 12 avril 2022

  • Baromètre Citoyen : 12% tamin’ireo veliranon’ny Filoha no tanteraka hatreto.
  • « Controle citoyen des actions publiques » tany androy : tanora miisa 50 no nandray anjara, vehivavy no tena nomena bahana.
  • Robotika Malagasy : Handray anjara amin’ny Coupe de Madagascar de Robotique ny Team Edison.
  • Niakatra nanenjika ny vidin’entana farany ambony napetraky ny fanjakana avokoa ny vidin’ny entana fampiasa andavanandro.

Studio Sifaka · 2022-04-12 NY VAOVAO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter