COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

Deux jeunes observateurs de l’OBSMADA ont témoigné sur les conflits observés dans leur localité.

Journal du 21 avril 2022

  • Disadisam-piaraha-monina 620 no notaterin’ny tanoran’ny OBS MADA tao anatin’ny telo volana
  • Alaotra Mangoro : enina ny solon-tenan’ny faritra iatrika ny fivorian’ny tanora amin’ny 5-6 mai 2022 atao eto Antananarivo.
  • Fanolanana zaza tsy ampy taona: Tokony hamafisina ny fanaraha-maso any amin’ireo toby mandray zaza kamboty na zaza sahirana
  • Fanavaozana: Frameworks amin'ny Facebook sy Messenger noforonin'ny tanora Malagasy

Studio Sifaka · 2022-04-21 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter