COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Le Studio Sifaka est l’un des participants à la Semaine de l’Europe.

Le Journal du 05 Mai 2022

 

- Nihemotra any amin’ny laharana faha 98 amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety i Madagasikara : ny fahitan’ireo mpanara-baovao izany.

- Tsy ahiana ny fisian’ny hena voapoizina eny an-tsena.

- 18 ireo tanora mandrafitra ny vondron’ny mpanara-maso ny disadisa ao amin’ny Faritra Ihorombe.

- Andron’ny Eropa : nahazo vahana ny fotodrafitr’asa momba ny fambolena.

Studio Sifaka · 2022-05-05 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter