COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Smatch'in
L'ambiance au Palais des sports pendant l'ouverture officielle du Youzou Smatch'in 2022

Le Journal du 09 Mai 2022

- Fikaonan-dohan’ny tanora : hanangana tetik’asa mivaingana avy amin’ireo tolo-kevitra voaray ny fanjakana.

- Tsy manana fiarovana ara-kasa ireo tanora mandeha miady vato any andohan’Ilakaka.

- Oniversité Maty, manahy ny amin’ny ho aviny ireo mpianatra.

- Fanokafana ny Youzou Smatch’in 2022: feno ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.

 

Studio Sifaka · 2022-05-09 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter