COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Ministère de la Pêche et de l'Economie Bleue.
Miandrivazo fait partie de l’un des fournisseurs en poisson Analamanga et Vakinankaratra.

Le Journal du 25 Mai 2022

 - Lany teo anivon’ny antenimieram-pirenena ny tolo-dalana mahakasika ny fandraisan’ny vehivavy anjara amin’ny sehatra handraisana fanampahakevitra.

- Fanamby sy fomba fanao tsara indrindra mahakasika ny famoronana asa.

- Atsimo Andrefana : sehatra 5 amin’ny fanjakana nanaovan’ny tanoran’ny OBSMADA tombana.

- Miandrivazo, Jono :  ambany ny tahan’ny vokatra miondrana rehefa vanim-potoanan’ny ririnina.

Studio Sifaka · 2022 - 05 - 25 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter