COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Six fumeurs sur dix veulent arrêter.

Le Journal du 1er Juin 2022

- Zon’olombelona : Manao tombana ny asan’ny fanjakana ny firaisamonim-pirenena.

- Andro eran-tany hiadiana amin’ny fifohana sigara sy fihinanana paraky : Ilaina ny fanampian’ny mpitsabo hialana amin’ny sigara.

- Eo andalam-pandihanana ny tsy maintsy hiakaran’ny vidin-tsolika tokony hihatra alohan’ny volana jolay ny fitondram-panjakana.

- Toy ny fampiasana fahana amin’ny finday ihany koa ny fandoavana saran-dalana amin’ny taxi-be eto Antananarivo atsy ho atsy.

Studio Sifaka · 2022-06-01_NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter