COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

Etals de légumes à Madagascar.

Journal du 10 avril 2020

Epreuves du baccalauréat : il n’y aura pas d’année blanche mais la date sera à déterminer plus tard

Fête des Pâques : le marché du chocolat au ralenti

Tour des médias étrangers qui ont relayé la déclaration du Président malgache sur la découverte d’un remède pour soigner la covid-19

Fruits et légumes livrés à domicile : les mesures d’hygiène sont plus que jamais exigées

Tsy hisy ny taona fotsy ary hiatrika fanadinana bakalorea ny mpianatra amin’ity taona ity fa tsy voafaritra kosa na hihemotra na tsia ny datin’ity fanadinana ity fa miankina ny toe-java-misy.

Ny fomba fankalazan’ny mpino kristiana ny fetin'ny paska anatin'ny fihibohana

Nihena be tsy toy ny isan-taona ny tsenan’ny sokola fanao isaky ny paska noho ny krizy ara-pahasalamana

Mitantara ny fanaraha-maso teny an-dalana sy ny fandraisana an-tanana ireo mpandeha rehetra rehefa tonga tany Diego ny mpanao gazety Harynah

Fampidirana amponja mpanao gazety sy olontsontra manely vaovao tsy marina sy fanaratsiana olona

Fanamboarana aro vava 5 trapitrisa : Ny ampahatelon'ny mpiasa any amin'ireo orin'asa ihany no manao ny asa

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter