COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Exposition de tableaux à Soarano.

Le Journal du 15 Juillet 2022

- Niakatra ny saram-pianarana sy fisoratana anarana ho an’ny sekoly tsy miankina sasany eto andrenivohitra.

- Manodidina ny 600 eo ireo malagasy mipetraka sy miasa ao Suisse.

- Tsy nandray ny vola zon’ny mpamorona tao anatin’ny enim-bolana ireo mpanakanto.

- Hosodoko : Misy toeram-pianarana manokana hoan’ny tanora.

 

Studio Sifaka · 2022 - 07 - 15 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter