COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
L'inflation atteint petit à petit le prix des PPN.

Le Journal du 21 Juillet 2022

- Manova fomba fiaina andavanandro ny fianakaviana hahafahany miatrika ny vidim-piainana.

- Tsy ampiharin’ny taxibe intsony ny karatra maintso ho an’ny zokiolona sy manana fahasembanana.

- Ny anjara toeran’ny fokonolona amin’ny fiantohana ny fanjarian-tsakafo sy rano.

- Boeny : Atrikasa fampafantarana ireo tanora ny fahasalamana ara-pananahana.

Studio Sifaka · 2022-07-21 NY_VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter