COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Google Image
22 avril : Journée mondiale de la Terre

Journal du 22 avril 2020

Le digital clean up day, c’est quoi ?

Les étudiants de Terminale ont été surpris par la reprise des cours ce jour.

Les établissements de restauration prennent des dispositifs sanitaires très stricts pour recevoir les clients.

Retour sur les bancs de l'ecole pour les eleves en classe d'examen.



Mampianatra ny mpivarotra hanaja ny fepetra fiarovana ny fahasalamana ny kaominina amin'izao fiverenana izao ary hiditra amin'ny fanasaziana izay tsy manaraka ny fepetra amin'ny herinandro

Sahirana amin'ny fitaterana ireo olona tavela any ivelan'Antananarivo nefa tokony hiverina hiasa eto an-drenivohitra

Andro iraisam-pirenena ho an’ny tany, mitairana ny tany ary mandefa famantarana isan-karazany hanairana ny olombelona, hiresaka ny valim-babena ho an'ny tany i Dama Rasolofondraosolo.

Tsy mbola voaporofo fa mifindra mamindra COVID19 @ zanany ao an-kibo ny reny mitondra bevohoaka raha toa ka mitondra ny tsimok’aretina.

Baolina kitra Orange pro league, tsy maintsy ho vitaina amin ity taona ity ny taom-pilalaovana.

Fanafihana tokantrano any Diego, ny tranona vazaha na vadina vazaha no tena lasibatra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter