Titres en VF :
Incendie à Mananjary : trois quartiers ravagés, des milliers de sinistrés
DIPLOMATIE – Retour sur la non-participation de Madagascar à la résolution non contraignante en faveur d'une solution à deux États pour Israël et la Palestine
Tafan-Glita : Hira remporte la première place et séduit le public
Le mécanisme de mise en œuvre de la Stratégie Nationale de Lutte Contre la Corruption opérationnel
Titres en VM :
Hain-trano tao Mananjary : fokontany telo no ravan'ny afo, an'arivony ireo traboina
DIPLOMASIA – Tsy nandray anjara tamin’ny fifidianana ilay fanapahan-kevitra tsy an-tery momba ny vahaolana “Fanjakana roa” ho an’i Israely sy Palestina i Madagasikara
Tafan-Glita : Hira no nandrombaka ny laharana voalohany
Tafapetraka ireo Rafitra fampiharana ny Paikadim-pirenena Iadiana amin’ny Kolikoly





