Titres en VF :
Manifestations étudiantes à Antananarivo : bras de fer avec les forces de l’ordre
COP 30 au Brésil : une voix malgache rejoint les autres pour plus d’accès à l’eau
Approvisionnement : consommer avec mesure pour éviter les pénuries
Office Malgache des Hydrocarbures : Stocks suffisants pour toutes les régions de Madagascar.
Â
Titres en VM :
Mifanehitra eny an-dalana ny mpitandro ny filaminana sy ny mpianatra manao fitakiana
COP 30 Brésil : mampiara-peo amin’ireo tanora maneran-tany amin’ny fitakiana rano ny solotena Malagasy
Fanjifana : mety hitarika fiakaran’ny vidin’entana eny an-tsena ny fanaovana tahiry mihoapapana
Office Malgache des Hydrocrbures: ampy ny tahiry ny solika manerana an’i Madagasikara
Â
Â