Titres en VF :
Madagascar sous tension : le Capsat refait parler de lui
Manifestations – victoire des jeunes : Les politiciens en embuscade, risque de récupération politique
NDREMANJARY Jean André a été nommé président par intérime du Sénat
Les Barea s’inclinent face au Mali, mais gardent un mince espoir
First Global Challenge 2025 : malgré les difficultés, l’équipe malgache va participer au concours
Titres en VM :
Toe-draharaha ara-politika : nirotsaka an-tsehatra ny Capsat
Ireo antony nahatonga ny fihetsiketsehana araky ny hevitr’ireo manam-pahaizana
NDREMANJARY Jean André no napetraka ho filoha vonjimaika ny antenimieran-doholona
Niondrika teo anatrehan’i Mali ny Barea, ary mbola manana fanantenana manify dia manify
First Global Challenge 2025 : na dia teo aza ireo olana dia mandray anjara ny ekiam-pirenena malagasy