Titres en VF
Manifestations : des médecins bénévoles mobilisés sur le terrain
Télétravail et transfert d’employés dans d’autres locaux parmi les solutions des entreprises victimes de vandalisme
Madagascar : retour des pluies, vigilance face à la saison cyclonique.
Un dialogue a eu lieu pour apaiser les tensions entre les journalistes et les forces de l’ordre
Andry Rajoelina : « nos jeunes sont manipulés et victimes de cyberattaque »
Titres en VM
Fihetsiketsehana : tazana miasa eny an-kianja ireo mpitsabo mpirotsaka an-tsitrapo
Miasa ampitain-davitra na nafindra toeram-piasana ireo mpiasa tamin’ny orinasa voaroba
Madagascar : fiverenan’ny orana, fitandremana manoloanan’ny fotoanan’ny rivo-doza.
Nihaona tamin’ireo mpanao gazety ny mpitandro filaminana hanatsarana ny fiaraha-miasa
Andry Rajoelina : « voarebireby ireo tanora Malagasy ary lasibatra amin’ny fanafihana anjotra »
Â
Â