Titres en VF :
Patrimoines culturels immatériels : leur survie passe par une adaptation à la mondialisation
Énergie : la Présidence de la Refondation veut tourner la page des délestages
Ouverture de la session parlementaire demain malgré l’absence de bureau permanent
Perquisition des domiciles de deux députés proches d’Andry Rajoelina
Â
Titres en VM :
Mila ampifanarahana amin’ny fanatontolona ireo vakoka ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana mba hahafahany mivelona
Herinaratra : mikendry ny hanafoana tanteraka ny delestazy ny Filoham-panjakana vaovao
Hisokatra rahampitso ny fivorian’ny antenimierampirenena na tsy misy birao maharitra aza
Nisy ny fisavana ny tranon’ireo solombavam-bahoaka sasany niaraka tamin’ny antoko Andry Rajoelina





