Titres en VF :
Université d’Antananarivo : les nouvelles dates des concours d’entrée en première année sont connues.
ECONOMIE – La LFI à l’Assemblée, la société civile demande une rupture avec les anciennes pratiques
Personnes en situation de Handicap : les oubliés réclament leur place dans la future Constitution
Jirama : Amélioration de la production d’électricité et du réseau d’eau à Antananarivo
Titres en VM :
Fidirana eny amin’ny oniversite taona voalohany : tsy misy fihemorana intsony ary efa nivoaka ny daty ho an'ny fifaninanana taona voalohany.
Efa any amin’ny Antenimierampirenena ny volavolan-dalà na mifehy ny tetibola 2026, miantso fiovana fomba fiasa ny fiaraha-monim-pirenena
Olona manana fahasembanana : mitaky ny fampidirana ny zon’izy ireo ao anatin’ny lalam-panorenana vaovao
Jirama :Fampitomboana ny herinaratra sy fanatsarana ny famatsian-drano eto Antananarivo
Â





