Titres en VF :
Projet de loi de finance 2026 : Revalorisation, recrutements et promesses sociales prévus
Le scrutin sénatorial du 11 décembre remis en question
Chou blanc : les paysans vendent à perte malgré une bonne récolte.
Des manifestants réclament la démission de la maire d’Antananarivo
Titres en VM :
Volavolan-dalana mikasika ny teti-bolam-panjakana 2026 : manome lanja ny fampiakaran-karama sy famoronana asa vaovao ary fanatsarana ny sosialy
Fambolena : maty antoka ireo mpamboly laisoa na dia betsaka aza ny vokatra niakatra
Mety hihemotra ny fifidianana Loholona amin’ny 11desambra
Antananarivo : Mitaky ny fialan’ny ben’ny tanà na ireo andian’olona maro.





