Les titres en VF
Tarifs JIRAMA : des voix au Parlement réclament l’application de la vérité du prix
Renoncer à la HCJ n’est pas constitutionnelle selon la députée élue à Farafangana
Tarifs Internet : le bras de fer se poursuit entre les ministères concernés et les membres du GTM
Les jeunes s’expriment sur les droits humains à travers un concours artistique
Â
Â
Les titres en VM
misy solombavambahoaka mitaky ny  hampiarina ny vidiny tena izy ny vidin’ny jiro sy ranon’ny JIRAMA
Tsy mifanaraka amin’ny lalà mpanorenana ny fanilihana ny HCJ hoy ny solombavambahoaka voafidy tao Farafangana
Saran’ny Internet : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny ministera voakasika sy ireo mpikambana ao amin’ny GTM
Naneho hevitra tamin’ny alalan’ny fifaninana artistika ny tanora





